Marka 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy tamin’ireo: “Na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao mandra-pialanareo amin’izany toerana izany.+ Lioka 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao ary avy ao indray miainga.+
10 Hoy koa izy tamin’ireo: “Na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao mandra-pialanareo amin’izany toerana izany.+