29 Ary izay rehetra efa nahafoy trano na rahalahy na anabavy na ray na reny na zanaka na tany noho ny anarako, dia hahazo avo 100 heny raha oharina amin’izay nafoiny, ary handova fiainana mandrakizay.+
26 “Raha misy manatona ahy nefa tsy mankahala* ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, ary na ny ainy mihitsy aza,+ dia tsy afaka ny ho mpianatro+ izy.