Lioka 17:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izay miezaka hiaro ny ainy no hamoy an’izany, fa izay mamoy ny ainy kosa no hiaro an’izany.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+
25 Izay tia ny ainy no hamoy* azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa no hiaro ny ainy mba hahazoany fiainana mandrakizay.+