FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lazaiko aminareo fa amin’izay nateraky ny vehivavy, dia mbola tsy misy lehibe noho i Jaona. Mbola lehibe noho izy anefa izay kely indrindra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”+

  • Jaona 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marimarina aminao fa tsy misy olona afaka mahita ny Fanjakan’Andriamanitra,+ raha tsy ateraka indray.”*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara