Jona 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nandefa trondro ngezabe i Jehovah mba hitelina an’i Jona, ka lasa tao anaty kibon’ilay trondro i Jona, nandritra ny telo andro sy telo alina.+
17 Ary nandefa trondro ngezabe i Jehovah mba hitelina an’i Jona, ka lasa tao anaty kibon’ilay trondro i Jona, nandritra ny telo andro sy telo alina.+