Lioka 11:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Gaga anefa ilay Fariseo rehefa nahita fa tsy nisasa* izy talohan’ny sakafo.+ Jaona 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nisy sinibe vato enina fitoeran-drano teo. Nilaina mantsy izany araka ny lalàna momba ny fidiovana narahin’ny Jiosy.+ Indroa na intelon’ny siny* no nahafeno ny sinibe tsirairay.
6 Ary nisy sinibe vato enina fitoeran-drano teo. Nilaina mantsy izany araka ny lalàna momba ny fidiovana narahin’ny Jiosy.+ Indroa na intelon’ny siny* no nahafeno ny sinibe tsirairay.