-
Matio 23:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy,+ satria mitety ranomasina sy mitety tany ianareo mba hitaomana olona iray hiova finoana!* Ary rehefa miova finoana izy, dia ataonareo mendrika ny ho any amin’ny Gehena* mihoatra noho ianareo.
16 “Hahita loza ianareo mpitarika jamba,+ izay milaza hoe: ‘Raha misy mianiana amin’ny tempoly, dia tsy mampaninona izany. Fa raha misy mianiana amin’ny volamenan’ny tempoly kosa, dia tsy maintsy mitana ny teny nataony izy.’+
-