FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.*+

  • Deoteronomia 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Fa inona moa no angatahin’i Jehovah Andriamanitrao aminao, ry Israely ô?+ Izao ihany: Matahotra an’i Jehovah Andriamanitrao,+ manaraka ny lalana rehetra atorony,+ tia azy, manompo an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+

  • Josoa 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tandremo tsara fotsiny ny didy sy ny Lalàna nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo,+ ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo,+ mandehana amin’ny lalany rehetra,+ tandremo ny didiny,+ mifikira aminy,+ ary manompoa azy+ amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo.”+

  • Marka 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary tiavo i Jehovah* Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny sainao manontolo ary ny herinao manontolo.’+

  • Lioka 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy ny navaliny: “‘Tiavo i Jehovah* Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny herinao manontolo ary ny sainao manontolo’,+ ary ‘tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara