-
Lioka 21:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Hisy firenena hiady amin’ny firenena,+ ary hisy fanjakana hiady amin’ny fanjakana.+ 11 Hisy horohoron-tany lehibe, ary hisy mosary sy areti-mandringana+ any amin’ny toerana samihafa. Hisy zavatra mampahatahotra ho hitan’ny olona, ary hisy famantarana lehibe avy any an-danitra.
-