FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 21:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia mila mandositra any an-tendrombohitra izay any Jodia,+ ary izay ao Jerosalema mila miala ao, ary izay any ambanivohitra tsy tokony hiditra ao Jerosalema intsony. 22 Fa andro hampiharana ny rariny* izany, mba hahatanteraka an’izay rehetra voasoratra. 23 Loza no hanjo ny bevohoka sy ny mampinono, amin’izany andro izany!+ Fa hisy fahoriana mafy eo amin’ilay tany ary hiharan’ny fahatezerana ity firenena ity.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara