Jakoba 5:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manàna faharetana+ koa ianareo, ary hatanjaho ny fonareo, satria efa akaiky ny fanatrehan’ny Tompo.+ 9 Aza mifampimenomenona ianareo,* ry rahalahy, mba tsy homelohina.+ Io fa efa mijoro eo anoloan’ny varavarana ny Mpitsara!
8 Manàna faharetana+ koa ianareo, ary hatanjaho ny fonareo, satria efa akaiky ny fanatrehan’ny Tompo.+ 9 Aza mifampimenomenona ianareo,* ry rahalahy, mba tsy homelohina.+ Io fa efa mijoro eo anoloan’ny varavarana ny Mpitsara!