Marka 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Tsy misy mahalala an’izany andro na ora izany, na ny anjely any an-danitra, na ny Zanaka, afa-tsy ny Ray ihany.+ Asan’ny Apostoly 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy izy: “Tsy anjaranareo ny mahafantatra ny fotoana na ny vanim-potoana, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+
32 “Tsy misy mahalala an’izany andro na ora izany, na ny anjely any an-danitra, na ny Zanaka, afa-tsy ny Ray ihany.+
7 Dia hoy izy: “Tsy anjaranareo ny mahafantatra ny fotoana na ny vanim-potoana, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+