Matio 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy i Jesosy: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako?”+ Dia hoy ireo: “Vitanay izany ka!” Jaona 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Izaho ve dia tsy hisotro amin’ny kaopy nomen’ny Raiko ahy?”+
22 Dia hoy i Jesosy: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako?”+ Dia hoy ireo: “Vitanay izany ka!”
11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Izaho ve dia tsy hisotro amin’ny kaopy nomen’ny Raiko ahy?”+