FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia hoy izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aleo tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+

  • Lioka 22:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 hoe: “Ray ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.”+

  • Jaona 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy afaka manao izay tiako* aho, na inona izany na inona. Araka izay henoko ihany no itsarako, ary ara-drariny ny fitsarako,+ satria tsy ny sitrapoko no tiako hatao, fa ny sitrapon’Ilay naniraka ahy.+

  • Jaona 6:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Tsy ny hanao ny sitrapoko mantsy no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’Ilay naniraka ahy.+

  • Hebreo 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia avy eo izy niteny hoe: “Intỳ aho tonga hanao ny sitraponao.”+ Esoriny ilay voalohany mba hametrahana an’ilay faharoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara