Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+ Deoteronomia 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao, izy no tokony hotompoinao,+ izy no tokony hifikiranao, ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana. Lioka 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hoy i Jesosy: “Voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao, ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+
20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao, izy no tokony hotompoinao,+ izy no tokony hifikiranao, ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.
8 Fa hoy i Jesosy: “Voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao, ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+