62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+
7 Ho avy miaraka amin’ny rahona izy.+ Ary hahita maso azy ny olona rehetra, na dia ireo nandefona azy aza. Noho izy, dia hikapo-tratra noho ny alahelo ny foko rehetra eto an-tany.+ Eny, Amena.