Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+
6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+