FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nanontanian’i Pilato àry izy hoe: “Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?”+ Hoy i Jesosy: “Voalazanao.”+ 3 Ary betsaka ny zavatra niampangan’ny lehiben’ny mpisorona azy. 4 Nanontany azy indray i Pilato hoe: “Ary toa tsy mamaly ianao?+ Be dia be ange izany zavatra iampangany anao izany e!”+ 5 Tsy namaly intsony anefa i Jesosy, ka gaga i Pilato.+

  • Lioka 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nanontany azy i Pilato hoe: “Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?” Hoy i Jesosy: “Voalazanao.”+

  • Jaona 18:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Niditra tao an-tranon’ny governora indray i Pilato, dia nantsoiny i Jesosy ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?”+

  • Jaona 18:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia hoy i Pilato: “Mpanjaka ve izany ianao?” Ary hoy i Jesosy: “Voalazanao fa mpanjaka aho.+ Izao no antony nahaterahako, ary izao no antony nahatongavako eto amin’izao tontolo izao, dia ny hampahafantatra ny marina.*+ Ary mihaino ny feoko izay rehetra miandany amin’ny marina.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara