Lioka 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nijanona nijery teo ny olona. Fa ireo mpitondra teo amin’ny Jiosy kosa nanaraby azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa asaivo mamonjy ny tenany izy raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+
35 Dia nijanona nijery teo ny olona. Fa ireo mpitondra teo amin’ny Jiosy kosa nanaraby azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa asaivo mamonjy ny tenany izy raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+