Salamo 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+ Isaia 53:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Sitrapon’i Jehovah* anefa ny hanorotoro azy, dia navelany hijaly izy. Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka ny ainy,+Dia hahita an’izay ho taranany izy sady ho lava andro iainana.+Izy koa no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany an’izay tian’i* Jehovah.+ Marka 15:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?” Raha adika izany dia hoe: “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?”+
22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+
10 Sitrapon’i Jehovah* anefa ny hanorotoro azy, dia navelany hijaly izy. Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka ny ainy,+Dia hahita an’izay ho taranany izy sady ho lava andro iainana.+Izy koa no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany an’izay tian’i* Jehovah.+
34 Tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?” Raha adika izany dia hoe: “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?”+