Marka 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Rehefa nahita an’izany rehetra izany ilay manamboninahitra nijoro teo akaikin’i Jesosy, sady nahita hoe tapitra ny ain’i Jesosy, dia hoy izy: “Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io lehilahy io.”+
39 Rehefa nahita an’izany rehetra izany ilay manamboninahitra nijoro teo akaikin’i Jesosy, sady nahita hoe tapitra ny ain’i Jesosy, dia hoy izy: “Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io lehilahy io.”+