FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Efa harivariva ny andro tamin’izay sady Andro Fiomanana, izany hoe ilay andro alohan’ny Sabata.

  • Lioka 23:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Andro Fiomanana+ tamin’izay, ary efa hanomboka ny Sabata.+

  • Jaona 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Andro Fiomanana+ ho amin’ny Paska tamin’izay, tamin’ny ora fahenina* teo ho eo. Ary hoy i Pilato tamin’ny Jiosy: “Io ny mpanjakanareo!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara