Matio 27:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Koa asaivo ambenana tsara ny fasana hatramin’ny andro fahatelo, sao ho avy hangalatra azy ny mpianany+ dia hiteny amin’ny olona hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy!’ Dia vao mainka ho ratsy noho ny tamin’ny voalohany izany lainga izany.”
64 Koa asaivo ambenana tsara ny fasana hatramin’ny andro fahatelo, sao ho avy hangalatra azy ny mpianany+ dia hiteny amin’ny olona hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy!’ Dia vao mainka ho ratsy noho ny tamin’ny voalohany izany lainga izany.”