Matio 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa misy olona mandre ny teny* momba an’ilay Fanjakana nefa tsy mahazo ny dikan’ilay izy, dia tonga ilay ratsy+ ka manala an’izay nafafy tao am-pony. Izany ilay voa nafafy teny amoron-dalana.+ Lioka 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre an’izany, saingy tonga ny Devoly manala an’ilay teny ao am-pony, sao hino izy ka ho voavonjy.+
19 Rehefa misy olona mandre ny teny* momba an’ilay Fanjakana nefa tsy mahazo ny dikan’ilay izy, dia tonga ilay ratsy+ ka manala an’izay nafafy tao am-pony. Izany ilay voa nafafy teny amoron-dalana.+
12 Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre an’izany, saingy tonga ny Devoly manala an’ilay teny ao am-pony, sao hino izy ka ho voavonjy.+