-
Matio 25:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia hoy ilay tompony taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mendri-pitokisana! Mendri-pitokisana tamin’ny zavatra vitsivitsy ianao, ka hotendreko hiandraikitra zavatra be dia be. Miaraha mifaly amin’ny tomponao.’
-