Matio 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia niakatra tao an-tsambokely i Jesosy, ary nanaraka azy ny mpianany.+ Lioka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Indray andro, dia nankao anaty sambokely izy sy ny mpianany, ary hoy izy tamin’izy ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo.+
22 Indray andro, dia nankao anaty sambokely izy sy ny mpianany, ary hoy izy tamin’izy ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo.+