Eksodosy 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Izay manozona ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+ Levitikosy 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Raha misy manozona ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Nozoniny ny rainy na ny reniny, ka izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.* Ohabolana 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,Dia ho faty ny jirony rehefa tonga ny alina.+
9 “‘Raha misy manozona ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Nozoniny ny rainy na ny reniny, ka izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*