Matio 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Niala teo i Jesosy avy eo, ka tonga tany akaikin’ny Ranomasin’i Galilia.+ Niakatra teny an-tendrombohitra izy, dia nipetrapetraka teo.
29 Niala teo i Jesosy avy eo, ka tonga tany akaikin’ny Ranomasin’i Galilia.+ Niakatra teny an-tendrombohitra izy, dia nipetrapetraka teo.