Marka 6:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nalain’i Jesosy ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Notapahiny ireo mofo avy eo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo amin’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra koa ireo trondro anankiroa.
41 Ary nalain’i Jesosy ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Notapahiny ireo mofo avy eo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo amin’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra koa ireo trondro anankiroa.