Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa. Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+
32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.
37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+