2 Samoela 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny fanahin’i Jehovah no niteny tamin’ny alalako;+Ny teniny no teo amin’ny lelako.+ 2 Timoty 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra,+ ary mahasoa mba hampianarana,+ hananarana, hanitsiana an’izay tsy mety, hanabeazana* mifanaraka amin’ny fahamarinana,*+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noho ny sitrapon’olombelona+ na oviana na oviana mantsy no nampisy ny faminaniana, fa teny avy amin’Andriamanitra kosa no nolazain’ny olona, araka izay nitarihan’ny* fanahy masina+ azy.
16 Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra,+ ary mahasoa mba hampianarana,+ hananarana, hanitsiana an’izay tsy mety, hanabeazana* mifanaraka amin’ny fahamarinana,*+
21 Tsy noho ny sitrapon’olombelona+ na oviana na oviana mantsy no nampisy ny faminaniana, fa teny avy amin’Andriamanitra kosa no nolazain’ny olona, araka izay nitarihan’ny* fanahy masina+ azy.