FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 14:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 nihaino an’i Paoly nandaha-teny izy. Dia nibanjina azy i Paoly ary nahita fa nanam-pinoana izy ka azo nositranina.+ 10 Niteny mafy taminy àry i Paoly hoe: “Mitsangàna dia mijoroa amin’ny tongotrao!” Tonga dia nitsangana ilay lehilahy ka nanomboka nandeha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara