23 Loza no hanjo ny bevohoka sy ny mampinono, amin’izany andro izany!+ Fa hisy fahoriana mafy eo amin’ilay tany ary hiharan’ny fahatezerana ity firenena ity.
28 Fa nitodika tany amin’ireo vehivavy ireo i Jesosy, ka niteny hoe: “Aza mitomany ahy intsony, ry zanakavavin’i Jerosalema, fa ny tenanareo sy ny zanakareo kosa itomaniana.+