FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ifampizaran’izy ireo ny fitafiako,

      Ary anaovany antsapaka ny akanjoko.+

  • Jaona 19:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa voafantsiky ny miaramila teo amin’ny tsato-kazo i Jesosy, dia nalain’izy ireo ny akanjony ivelany, ary nozarainy efatra ka samy nahazo ny miaramila tsirairay. Nalain’ireo koa ny akanjony anatiny. Tsy nisy zaitra anefa io akanjo io, fa tenona iray ihany hatrany ambony ka hatrany ambany. 24 Nifampiresaka àry izy ireo hoe: “Aleo tsy horovitintsika ity, fa andao isika hanao antsapaka dia ho hitantsika hoe iza no hahazo azy.”+ Nitranga izany mba ho tanteraka ny Soratra Masina hoe: “Nifampizaran’izy ireo ny fitafiako, ary nanaovany antsapaka ny akanjoko.”+ Dia izany tokoa no nataon’ny miaramila.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara