Matio 27:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa mbola nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ilay fasana.+ Lioka 23:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ary nanaraka teny koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa mbola nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ilay fasana.+
55 Ary nanaraka teny koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+