-
Rota 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nalain’i Boaza ho vadiny àry i Rota, ary nanao firaisana taminy izy. Dia notahin’i Jehovah i Rota ka bevohoka ary tera-dahy.
-