Salamo 103:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera an’i Jehovah aho!Tsy hohadinoiko mihitsy anie izay rehetra nataony!+ 3 Mamela ny fahadisoanao rehetra izy,+Ary manasitrana ny aretinao rehetra;+ Salamo 130:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô? 4 Fa ao aminao ny tena famelan-keloka,+Mba hanajan’ny* olona anao.+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+
2 Hidera an’i Jehovah aho!Tsy hohadinoiko mihitsy anie izay rehetra nataony!+ 3 Mamela ny fahadisoanao rehetra izy,+Ary manasitrana ny aretinao rehetra;+ Salamo 130:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô? 4 Fa ao aminao ny tena famelan-keloka,+Mba hanajan’ny* olona anao.+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+
3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô? 4 Fa ao aminao ny tena famelan-keloka,+Mba hanajan’ny* olona anao.+