Lioka 15:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary tonga nitangorona teo amin’i Jesosy ny mpamory hetra sy ny mpanota rehetra mba hihaino azy.+ 2 Dia nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Mandray tsara an’ireo mpanota ilehity sady miara-mihinana aminy.”
15 Ary tonga nitangorona teo amin’i Jesosy ny mpamory hetra sy ny mpanota rehetra mba hihaino azy.+ 2 Dia nimenomenona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: “Mandray tsara an’ireo mpanota ilehity sady miara-mihinana aminy.”