Matio 5:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa tsy maintsy lavorary* ianareo, tahaka ny Rainareo any an-danitra izay lavorary.+ Efesianina 5:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tahafo àry Andriamanitra,+ satria zanany malalany ianareo. 2 Dia miezaha foana haneho fitiavana,+ hoatran’ny nitiavan’i Kristy antsika*+ sy nanolorany ny tenany mba hatao fanatitra sy sorona ho antsika,* ho hanitra mamerovero ho an’Andriamanitra.+ Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+
5 Tahafo àry Andriamanitra,+ satria zanany malalany ianareo. 2 Dia miezaha foana haneho fitiavana,+ hoatran’ny nitiavan’i Kristy antsika*+ sy nanolorany ny tenany mba hatao fanatitra sy sorona ho antsika,* ho hanitra mamerovero ho an’Andriamanitra.+
13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+