FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 2:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izany mihitsy no nahatonga an’Andriamanitra hanandratra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa,+ sady hanome azy amin-katsaram-panahy anarana ambony kokoa noho ny anarana hafa rehetra.+ 10 Amin’izay dia handohalika amin’ny anaran’i Jesosy ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra na ny eto an-tany na ny any ambanin’ny tany,+ 11 ary hanaiky daholo ny lela rehetra fa i Jesosy Kristy no Tompo,+ ho voninahitr’Andriamanitra Ray.

  • 1 Timoty 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara