Deoteronomia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+ Jaona 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay vehivavy: “Tena mpaminany+ ianao, tompoko. Jaona 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy izy ireo: “Io mihitsy ilay Mpaminany ho tonga amin’izao tontolo izao.”+ Jaona 7:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Rehefa naheno an’izany ny olona sasany tao amin’ilay vahoaka, dia niteny hoe: “Tena io mihitsy Ilay Mpaminany!”+
15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+
14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy izy ireo: “Io mihitsy ilay Mpaminany ho tonga amin’izao tontolo izao.”+
40 Rehefa naheno an’izany ny olona sasany tao amin’ilay vahoaka, dia niteny hoe: “Tena io mihitsy Ilay Mpaminany!”+