FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 10:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Raha tsy manao ny asan’ny Raiko aho, dia aza mino ahy. 38 Fa raha manao an’izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia mba minoa noho ny asa ataoko.+ Amin’izay ho fantatrareo sady ho hainareo foana fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara