Marka 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza, ka hoy izy taminy: “Talita komy.” Raha adika izany dia hoe: “Ry zazavavy, izao no teniko aminao: Miarena!”+ Lioka 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nanatona izy ary nikasika an’ilay filanjana faty, ka nijanona ny mpilanja. Hoy izy avy eo: “Ry tovolahy, izao no lazaiko aminao: Miarena!”+ Jaona 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia niantso mafy hoe: “Ry Lazarosy, mivoaha!”+
41 Ary noraisiny ny tanan’ilay zaza, ka hoy izy taminy: “Talita komy.” Raha adika izany dia hoe: “Ry zazavavy, izao no teniko aminao: Miarena!”+
14 Dia nanatona izy ary nikasika an’ilay filanjana faty, ka nijanona ny mpilanja. Hoy izy avy eo: “Ry tovolahy, izao no lazaiko aminao: Miarena!”+