22 “Ny maso no jiron’ny vatana.+ Raha mifantoka tsara àry ny masonao, dia hazava tsara ny tenanao manontolo. 23 Fa raha mitsiriritra+ kosa ny masonao, dia ho maizina ny tenanao manontolo. Ary raha lasa haizina ny hazavana ao anatinao, dia tena ho haizim-pito izany!