FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:29-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Manamboatra ny fasan’ny mpaminany sy mandravaka ny fasan’ny olo-marina mantsy ianareo,+ 30 sady milaza hoe: ‘Raha velona tamin’ny andron’ny razambenay izahay, dia tsy ho niaraka taminy nandatsaka ny ran’ny mpaminany.’ 31 Koa ianareo ihany no miampanga ny tenanareo ho zanak’ireo namono ny mpaminany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara