Genesisy 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Taorian’izay, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia novonoin’i Kaina i Abela rahalahiny ka matiny.+ Genesisy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Izany fa miantsoantso mitaraina amiko ny ran’ny rahalahinao nalatsakao tamin’ny tany.+
8 Taorian’izay, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia novonoin’i Kaina i Abela rahalahiny ka matiny.+
10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Izany fa miantsoantso mitaraina amiko ny ran’ny rahalahinao nalatsakao tamin’ny tany.+