11 Dia hoy izy tamin’ireo: “Raha manana ondry anankiray ianareo ka latsaka any anaty lavaka amin’ny andro sabata ilay izy, dia iza aminareo no tsy handeha hampiakatra azy avy ao?+
15 Namaly azy anefa ny Tompo hoe: “Ry mpihatsaravelatsihy,+ tsy samy mamaha ny ombiny na ny ampondrany avy ve ianareo amin’ny Sabata, dia mitondra azy hisotro rano?+