29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avy any avaratra sy atsimo ny olona, ka haka toerana* eo amin’ny latabatra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.
24 Ray ô, tiako raha mba miaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy ireo,+ mba ho hitany ilay voninahitro nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao.+