Lioka 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia nentiny nihataka kely izy 12 Lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra nosoratan’ny mpaminany momba ny Zanak’olona.+
31 Dia nentiny nihataka kely izy 12 Lahy, ka hoy izy: “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary ho tanteraka daholo izay rehetra nosoratan’ny mpaminany momba ny Zanak’olona.+