FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 19:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Niantsoantso mafy anefa ireo hoe: “Vonoy io! Vonoy any io! Fantsiho* eo amin’ny tsato-kazo!” Hoy anefa i Pilato: “Dia hovonoiko ve izany ny mpanjakanareo?” Ary namaly ny lehiben’ny mpisorona hoe: “Tsy manana mpanjaka afa-tsy i Kaisara izahay.” 16 Dia natolony azy ireo izy mba hovonoina teo amin’ny tsato-kazo.+

      Nentin’ireo àry i Jesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara